|
|
|
|

Entrée 1  mibitsika
Radical  2 bitsika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
9 Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20