|
|
|
|

Entrée 1  mibaradaka
Radical  2 baradaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miteny tsy voalamina, mikorontam-piteny: Voan' ny fanontaniana tsy nampoiziny Rabe tamin' ny fanadinana ka nibaradaka be ihany
9 Milaza ny tsy tokony holazaina, mitady handainga nefa manambara indray ny tena marina: Nibaradaka Rakoto nony nadinin' ny mpitsara ny naha-marim-pototra ny fitoriana azy [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20