|
|
|
|

Entrée1  miatatra
Radical  2  atatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý
Explications en anglais  5  [1.2] to eat voraciously or ravenously
to weep much
to be confounded
to be dead
Explications en français  6  [1.3#64] manger gloutonnement
se pâmer de rire ou de douleur: Niatatry ny hehy izy (Il se pâmait de rire) ~ Niatatry ny alahelo izy (Il était suffoqué de douleur)
tomber mort ou raide: Voan' ny bala izy ka niatatra tery (Il fut frappé par une balle et tomba raide mort)
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21