Entrée | 1 miandaboboka |
Radical | 2 daboboka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby 5 Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] |
Explications en français |
6 Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) 7 aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |