Entrée | 1 mialokaloka |
Radical | 2 alokaloka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana |
Exemples |
5 Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 |
Mis à jour le 2025/01/21 |