Entrée | 1 miakanga |
Radical | 2 akanga |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to go about like the guinea-fowl [Provincial]
[1.2] |
Explications en français |
6 Imiter les pintades, aller d'un côté et de l’autre en bavardant, riant, se vantant ; vivre aux dépens des autres en les payant de belles paroles [1.3#13] |
Exemples |
7 Koa ny tsy voan' izany ro asa, fa raha azon' izany dia mipetipety miakanga : asaly, ka tsy hita izay atiny sy vohony, » hoy Rasoabemanana. [1.406#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 akangaim, iakangam, mangaika, mangiaka, miakanga |
Mis à jour le 2023/03/04 |