|
|
|
|

Entrée1  miafa (afa)
Partie du discours  2  verbe actif
Vocabulaire  3  Santé
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1]
Explications en anglais  5  imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2]
Explications en français  6  Se dit de la fièvre qui diminue [1.3#5]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  miafana

Anagrammes  11  famia, mafia, miafa

Mis à jour le 2023/03/02