|
|
|
|

Entrée1  miabo
Radical  2  abo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miiba), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7
Explications en français  5  [1.3] être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
être fier, hautain
6  [1.13] positif
Exemples  7  Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384#]
Synonymes  8  miibo
Antonymes  9  miiba

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21