|
|
|
|

Entrée1  miabily
Radical  2  abily
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady
Explications en anglais  5  [1.2] To be in a base condition. Almost obsolete.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Analogues  10  miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena

Mis à jour le 2024/12/11