Entrée | mendy (endy) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Nandrahoina tamin' ny menaka ary tsy nasiana rano: Efa mendy izay ny hena ka esory Notenehina tsisy rano na menaka tao anaty lapoaly na makarakara vy fitonoana, mandra-pahatongany maimay: Mendy tsara izany kafe izany ka mandraraka izaitsizy Main' ny hetaheta: Mendy aho izany, fa sady be sira ny laoka androany no mafana aoka izany ny andro Mitaitay hanao zavatra, maimay: Mendimendy ery ny anao lahy hitaingin-dakana kanjo navadiny tampoka [1.1] | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot mendy | |
Anagrammes | mendy, minde |
Mis à jour le 2023/01/05 |