Entrée | 1 medameda |
Radical | 2 meda |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina |
Explications en français |
5 [1.3] (peu usité) lent, lambin |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 meda |
Mis à jour le 2025/01/21 |