|
|
|
|

Entrée1  medaly
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1#650]

Mis à jour le 2021/12/03