Entrée (1/2) | 1 mavoina |
Radical | 2 mavo |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao tsinontsinona: Tsy manaiky aho fa nomavoiny teo imasom-bahoaka [1.1] |
Explications en français |
5 Qu’on rend jaunâtre, brun, rendu brun ; méprisé, décrié [1.3#439] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 hamavoina |
Analogues | 11 esoina, tebahina, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina, tsiratsiraina, bokabokaina, afokaina, vasohina |
Anthroponymes |
|
Entrée (2/2) | 13 mavoina |
Radical | 14 voina |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en malgache |
16 Voan' ny loza, tra-boina [1.1] |
Explications en français |
17 atteint par le malheur [1.3#848] |
Anagrammes | 18 avoanim, iavonam, ivaonam, maivano, manavoy, mañovay, mavoina, miavona, miavòna, mivaona, mivoana, voamany |
Mis à jour le 2024/12/07 |