Entrée | 1 matotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tomady, matanjaka Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? |
Explications en anglais |
4 [1.2#435] stout, muscular, powerful |
Explications en français |
5 [1.3#438, 1.5#208] robuste 6 [1.3#438] musculeux 7 [1.5#208] mûr |
Exemples |
8 Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#] 9 Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11] 10 Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |