Entrée | 1 Masombika |
Partie du discours | 2 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
3 [1.1] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa |
Exemples |
4 Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#] 5 Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#] |
Vocabulaire |
6 Histoire: clans, tribus |
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Citations | 12 Textes citant Masombika |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |