Entrée | 1 marikoditra |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo 4 [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka |
Exemples |
5 [2.470#] Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. 6 [2.285#] Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. |
Vocabulaire |
7 Santé |
Mots élémentaires | 8 marika, hoditra |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |