|
|
|
|

Entrée1  mantsasaka
Radical  2  antsasaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo
Explications en français  5  [1.3] mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement
Exemples  6  tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy. [2.285#12]
Morphologie 
7  Simple :
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mantsasaka

Mis à jour le 2024/12/11