Entrée | 1 manotraka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao |
Exemples |
4 Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |