|
|
|
|

Entrée1  manoratra (soratra)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly [1.1]
4  Mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra? [1.1]
5  Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho [1.1]
6  Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20