|
|
|
|

Entrée1  manondritra
Radical  2  tondritra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manatodika
5  Manolaka (hadisoana)
6  Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11  manondrotra

Anagrammes  12  manitrandro, manondritra, nandroritam

Mis à jour le 2023/01/20