|
|
|
|

Entrée1  manome tsifoifoy
Radical  2  ome, tsy, foy
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  manome zavatra olona, nefa tsy mahafoy azy tanteraka ka mampamerina azy indray (hoy ny fitenin' ny ankizy hoe: manome tsifoifoy miteraka bibilava [1.1]

Anagrammes  5  manome tsifoifoy, manome tsy foifoy

Mis à jour le 2020/07/31