Entrée | 1 manokom-bary olona |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) |
Vocabulaire |
4 Temps |
Mots élémentaires | 5 manokom-bary, olona |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |