|
|
|
|

Entrée1  manodivitra
Radical  2  hodivitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay nahapotrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny
Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodivitra ny loza fa saika maty tao daholo izy mianakavy
Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodivitra ny tendrombohitra izahay tamin' ny niverina
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot manodivitra

Mis à jour le 2024/12/11