Entrée (1/2) | 1 mankarenina |
Radical | 2 renina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina |
Explications en français |
5 [1.3, 1.5] rendre sourd |
Exemples |
6 hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [2.499] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 mamparenina |
Entrée (2/2) | 11 mankarenina |
Radical | 12 renina |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en français |
14 [1.5] assourdissant |
Exemples |
15 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/10 |