Entrée | 1 mankandoa |
Radical | 2 loa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy |
Morphologie |
|
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |