|
|
|
|

Entrée1  mankahatra
Radical  2  hatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitsapa, manandrana: Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay
Mitono tena, manao vy very ny amy...: Nankahatra ny fahavalo izy ka saiky maty
Mihaika, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo ianao
Explications en anglais  5  [1.2] to turn aside, to deviate, to err from; to reach or attain by a wrong method, to do a thing one is told not to do; to try one another's strength, to see which is strongest, to try if one can lift a heavy weight, etc.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21