Entrée (1/2) | 1 manirikiry |
Radical | 2 kirikiry |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 manirikiry |
Radical | 10 kirikiry |
Partie du discours | 11 verbe actif |
Explications en malgache |
12 Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 17 manakirikiry |
Mis à jour le 2020/07/31 |