|
|
|
|

Entrée1  mangozohozo (hozohozo)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mivembena noho ny hahiazana
4  Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1]
Exemples  5  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [2.470]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Synonymes  9  mihozohozo
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mangozohozo

Mis à jour le 2023/01/20