Entrée | 1 mangoratsaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Madio tsisy rahona na pitiny kely aza: Mangoratsaka ny volam-penomanana / Mavamavana na tany lanjadiany / Indro kosa fa ny foko miantsinanana / Manin-dava iny Ranomasina iny. (R. R-R) |
Explications en français |
4 [1.3#268] être d'un blanc pur |
Exemples |
5 [2.471] Diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any. 6 [2.470] mangoratsaka ny volam-penomanana ka manome taratra somambisamby amin' ny tany hazavainy. |
Radical | 7 horatsaka |
Mis à jour le 2024/12/26 |
![]() |