Entrée | 1 mangoleda |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 (dihy) mandeha mitongetretra, ny faladia aroso dia velarina miankavia, miankavanana hatrany: tsiroaroa no miaraka, ka mifanesy toy ireny manao salegy ireny. [Bezanozano]
[2.245#90] |
Exemples |
4 Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245] |
Mis à jour le 2020/07/31 |