Entrée | 1 mangeoka |
Radical | 2 heoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 mangeokeoka |
Anagrammes | 9 mangeoka, mangoake |
Mis à jour le 2023/01/05 |