|
|
|
|

Entrée1  manganihany
Radical  2  hanihany
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mangirangirana, manganohano: Ohatrinona no nividiananao ireto kaopy manganihany ireto
Efa madiva ho potsitra: Manganihany ny vay
Explications en français  5  [1.196] (toute l'île) (racine hanihany). Être sur le point de s'ouvrir pour les fruits secs, déhiscents.
Vocabulaire  6  Botanique

Anagrammes  7  haminganany, manganihany

Mis à jour le 2023/01/05