Entrée | 1 mangalihaly |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [2.285] Mainty mamiratra toy ny voangaly |
Exemples |
4 [2.285] Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly. 5 [2.643] Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. |
Anagrammes | 6 ahilangilam, mangalihaly, mangilahila |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |