Entrée (1/2) | 1 mangaka |
Radical | 2 haka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina 5 Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1] |
Explications en anglais |
6 light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 8 mangàka |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13] |
Explications en français |
11 fêlure, fêlé [1.13] |
Anagrammes | 12 makanga, mangàka, mangaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |