|
|
|
|

Entrée1  manevokevoka
Radical  2  evokevoka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra
Exemples  5  [2.59#] Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka.

Mis à jour le 2024/12/11