Entrée | 1 manevokevoka |
Radical | 2 evokevoka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1] |
Exemples |
5 Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59#] |
Mis à jour le 2023/02/26 |