Entrée | 1 manetry montotra |
Mots élémentaires | 2 manetry, montotra |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] mampietry izay avo mandondona |
Exemples |
5 tsy misy manetry montotra aminy fanjaka'ko fa izany no manetry montotra, dia maty ko, hoy Andrianampoinimerina [2.48] |
Mis à jour le 2024/12/07 |