Entrée | 1 manebiheby |
Radical | 2 hebiheby |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |