|
|
|
|

Entrée1  mandrora tsy maimbo
Mots élémentaires  2  mandrora, tsy, maimbo
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ilazana ireo olona manoso-dratsy ny hafa amin' ny haratsiana tsy nataony akory, manendrikendrika ho nahavita zavatra maharikoriko [1.1]

Mis à jour le 2023/09/08