Entrée | mandrora gira | |
Mots élémentaires | mandrora ; gira | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza olona leony tsy te hihinana sakafo matsir [1.1] | |
Exemples | Izanyizy mampitahotra ny ao an-trano amin' ny betrobetroka mandrora gira sy mandaroka ireo zandriny!
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/09/08 |