|
|
|
|

Entrée1  mandrobona
Radical  2  robona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany
Explications en français  5  [1.196] ce qui pousse en donnant de belles touffes
Exemples  6  mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117]
7  Milenodenoka sy mandrobona vetivety foana ireo nafafy sy natsatoka; [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
Synonymes  11  manorobona

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21