|
|
|
|

Entrée 1  mandritsoka
Radical  2 ritsoka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miteny mibitsibitsika amin' olona
9 Manoro malemilemy: Nisy nandritsoka izany hevitra izany an' itỳ zaza itỳ fa tsy hahita izany irery akory izy [1.1]

Mis à jour le 2026/04/20