Entrée | 1 mandrisika |
Radical | 2 risika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy 5 Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1] 6 manao izay hifohazan'ny taova iray [1.13] |
Explications en français |
7 exciter [1.13] |
Exemples |
8 Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony [2.470] |
Vocabulaire |
9 Biologie |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |