Entrée | 1 mandra-piverina |
Mots élémentaires | 2 mandraka, fiverina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en anglais |
4 [3.1] until the return |
Explications en français |
5 [3.1] en attendant le retour, jusqu'au retour |
Exemples |
6 [2.69#103] Veloma, veloma re, mandra-piverina! 7 [2.649#24] Bragg koa dia nanaiky hanohy ny fampianarana, mandra-piverin' izy roa lahy 8 [2.356#7] Ary raha mivoaka an' Ambohibeloma hamangy fiangonana ny rainy dia mitomany izy mandrapiveriny ny harivabe, fa tsy nety zatra olon-kafa. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/31 |
![]() |