|
|
|
|

Entrée1  mandranoka
Radical  2  ranoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany
Explications en anglais  5  [1.2] to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc.
Vocabulaire  6  Santé
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21