Entrée | 1 mandrairay |
Radical | 2 rairay |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao 5 Mangalangalatra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to receive, to accept. [1.2] |
Explications en français |
7 toucher à tout, voler de petits objets [1.3#500] |
Exemples |
8 Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e! [2.445#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mandrairay |
Anagrammes | 14 mandrairay, mandriaria, maraindray |
Mis à jour le 2023/01/20 |