Entrée | 1 mandrahaka |
Radical | 2 rahaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mirantsana be, maniry rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon' io hazo lehibe mandrahaka io [1.1] |
Explications en anglais |
5 to branch out, to ramify. [1.2] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 hamandraka, mandrahaka |
Mis à jour le 2023/01/05 |