|
|
|
|

Entrée1  mandefona ivoho
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana
Exemples  4  [2.285#] Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
Mots élémentaires  5  mandefona, ivoho

Mis à jour le 2024/12/07