Entrée | 1 mandatsa-bato |
Mots élémentaires | 2 mandatsaka, vato |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana 5 [1.13] mandray anjara amin'ny fifidianana |
Explications en anglais |
6 [1.2] to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered |
Explications en français |
7 [1.13] voter |
Mis à jour le 2024/12/07 |