|
|
|
|

Entrée1  manavina
Radical  2  avina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explications en anglais  5  [1.2] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Exemples  6  Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao. [2.285#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21